|
|
|
|

Entry1  fisokiky
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba na toetran'ny olona misokiky; na mamokaiky mitampifimpify noho ny tahotra na ny henatra.
Root  4  sokiky

Updated on 2024/12/11