Entry | 1 fisidinana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiakarana eny amin'ny habakabaka: Nampihorika ny vahoaka ny fisidinan'ny aeroplanina teo ambonin'ny tanàna. Fandehanana haingana mitsoriaka: Loto nihazakazaka any atsimon-trano any ilay mpangalatra: tsy tra-maso ny fisidinany teo. Fisondrotana ambony amin'ny fahaizana, voninahitra, harena...: Tsy mby tsy gaga amin'ny fisidinan-drakoto tamin'ny harena tato anatin'ny herintaona. |
Root | 4 sidina |
Updated on 2024/12/26 |
![]() |