|
|
|
|

Entry1  fisesy
Root  2  sesy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  toetran'ny zavatra misesy; fifandimbiasan-javatra matetika tsy misy fiatoana: tsy nahavitana asa firy ny fisesin'ny fety tao ho ao izay. [1.1]

Updated on 2023/01/20