Entry | 1 fisesehana |
Root | 2 sesika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fidirana mirohotra an-keriny: Tsy tafiditra tao amin'ny trano fanaovam-pety aho noho ny fisesehan'ny olona. 5 Hafenoan-javatra be loatra toa naiditra natao letrezana: Tsy ahitana hipetrahana ny fisesehan'ny entana ato an-tranonareo. 6 Fihinanana manao be ambosika: Harary ity zaza ity noho ny fisesehany hanina be loatra. [1.1] |
Updated on 2023/01/20 |