|
|
|
|

Entry1  fiselontselonana
Root  2  selontselona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fandalondalovana, fivezivezena eo anoloan'olona: Sady tsy fahalalam-pomba no fanelingelenana ny sasany ny fiselontselonana eo anoloany. [1.1]

Updated on 2023/01/05