Entry | 1 fisavoanana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiakarana ambony eny amin' ny habakabaka; fisondrotana, fidanganana (vidin-javatra); fahalasanana (hevitra) lavitra loatra tsy araka ny toe-javamisy |
Root | 4 savoana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |