Entry | 1 fisalasalana |
Root | 2 salasala |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy fahatapahan-kevitra: Aleo mihemotra raha mbola misy fisalasalana ao an-tsainao 5 Tsy fitokiana fa marina: Ny fisalasalan' ny mpitsara no nahatonga azy ho afaka [1.1] |
Explanations in English |
6 doubt, hesitation [1.7] |
Explanations in French |
7 doute; hésitation [1.8] |
Examples |
8 Etsy aoriana no hamaranantsika ireo fisalasalana rehetra ireo. [2.296] 9 Toa maneho sahady ny fisalasalana amin'ny faha-marinan'ilay hambara : "Teo. [2.606] 10 Nisy tsirim-panantenana tao amin-dRasoa ka foana ho azy ny fisalasalana rehetra. [2.470] |
Compound words |
|
Updated on 2023/09/04 |