Entry | 1 fisafotofoto |
Root | 2 safotofoto |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra misafotofoto, mikorontana sy mifangaroharo: Noho ny fisafotofoton' ny toe-javatra, dia tsy fantatra intsony izay niavian' ny ady [1.1] |
Explanations in French |
5 l'état de ce qui est en désordre, manière de se démener de colère [1.3] |
Updated on 2023/01/20 |