Entry | 1 firarazana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Sihanaka]
toerana firariana, faniriana, fivavahana 4 [1.1] Ny zoron-trano avaratra atsinanana, izay firarian' ny razana, izany hoe fivavahan' ny razana tamin' Andriananahary fahizay na koa azo raisina hoe firariana na fivavahana tamin' ny razana |
Explanations in English |
5 [1.2] see rary, anjoro. |
Elementary words | 6 firary, razana |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |