|
|
|
|

Entry1  firahalahiana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fatoram-pihavanana amin' ny mpirahalahy; fihavanana, fifankatiavana
Explanations in English  4  [1.470] brotherhood
Explanations in French  5  [1.470] fraternité
Examples  6  [2.356#] Tsaroana fa misy marina tokoa ny firahalahiana kristiana.
7  [1.369#] Izy anefa no vavolombelon' ny firahalahiana sy mpandrafitra azy.
8  [2.472#] Sao heverinareo fa ny matoan-kevitry ny Repoblika Frantsay - Fahafahana, Fitoviana, firahalahiana -, dia natao ho anareo koa.
Root  9  rahalahy
Compound words 

Updated on 2024/12/11