|
|
|
|

Entry1  fipoahana
Root  2  poaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Famoahana feo mafy tampoka mirefotra: Nanaitra ahy ny fipoahan' ny basinao
5  Fahavakisana miparitaka tampoka: Tonga hatrany amin' ny 30 m ny fipoahan' ny vato
6  Fiposahan' ny masoandro (na amin' ny maraina na rehefa avy nandalo tao anaty rahona): Andraso ny fipoahan' ny masoandro indray raha ta haka sary ianao
7  Fisehoan-javatra tampoka: Tsy aisy tsy taitra tamin' ny fipoahan' ny ady farany iny
8  Fisiana mibontsina miseho, fiempahana: Ny fipoahan' ny hoditra may [1.1]
Explanations in French  9  explosion, détonation [1.13]
Vocabulary  10  Sound

Anagrams  11  fiapohana, fipaohana, fipoahana

Updated on 2023/01/20