|
|
|
|

Entry1  fipetrahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitombenana: Mahavo azy ny fipetrahan' ny alika noho ny fitsanganany
Fitoerana: Aiza ny fipetrahan' ny sira ato an-dakozia?
Fonenana: Any ambanivohitra no fipetrahanay raha vakansy
Explanations in English  4  [1.7] the act of sitting; a seat
Explanations in French  5  [1.3] l'action de s'asseoir, le séjour, le lieu, le siège
6  [1.8] action de s'asseoir; siège
Examples  7  [2.472] Akalam-bory kely teo anoloan' ny fatana no fipetrahan' I Neny na mahandro izy na mihinan-kanina.
8  [2.996] Ny tiany dia ny voalohan-toerana amin'ny fanasana, ny fipetrahana voalohany amin'ny sinagoga
Root  9  petraka
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :

Anagrams  12  fipetrahana, pifanatreha

Updated on 2025/01/21