Entry | 1 fipasohana |
Root | 2 pasoka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fandamana, fandambolamboana, fanindriana ny fitafiana amin' ny vy nohafanaina mba hanala ny ketronketrona aminy; fandrindrana [1.1] |
Explanations in English |
5 the act of ironing clothes; an iron [1.7] |
Explanations in French |
6 repassage du linge; fer à repasser [1.8] |
Compound words |
|
Anagrams | 8 fipasohana, fiposahana, sofinapaha |
Updated on 2023/01/20 |