|
|
|
|

Entry (1/2)1  fioritra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra mioritra, izany hoe misy ketronketrona: Fioritry ny lamba no mahatonga io ketrona io
Fahatapahana: Ny fioritry ny tanany no tsy ahafahany manoratra
Root  4  oritra

Entry (2/2)5  fioritra
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.78] [Taimoro] fihogo
Synonyms  8  oritra

Anagrams  9  aforitry, fioritra, firiotra

Updated on 2025/01/21