Entry | 1 finoanoam-poana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in English |
3 [1.7] superstition |
Explanations in French |
4 [1.8, 1.5.fr#155, 1.66] superstition |
Examples |
5 [1.66] misy finoanoam-poana ny mihevitra fa ny fitoeran-tsira mivadika dia manambara loza (il y a de la superstition à croire qu'un salière renversée présage un malheur) 6 [1.316#70] Ny vahoaka any India koa dia firenena mino ny tody, sahala amin' ny Malagasy, saingy efa tafiditry ny finoanoampoana marobe ny azy, ka tonga fahalemena indray aza izany ankehitriny. |
Vocabulary |
7 Religions, Beliefs |
Root | 8 ino, foana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |