Entry (1/2) | 1 filofosana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Voninahitra nomena ny maty tamin' ireo omby novonoina |
Root | 4 lofo |
Entry (2/2) | 5 filofosana |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Fampiasana ny hery rehetra amin'izay zavatra atao, fikelezana aina: Ny filofosany tamin'ny fianarana no nahombiazany |
Root | 8 lofo |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |