|
|
|
|

Entry1  filatsahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fianjerana, firotsahana: Amin' ny filatsahan' ny orana, velombolo ny zavamaniry
Fidinana: Tsy dia sarotra fa ilana fahasahiana ny filatsahana amin' ny elonaina
Firotsahana, fidirana: Filatsahana ho miaramila
Root  4  latsaka

Updated on 2024/12/11