|
|
|
|

Entry1  filantolanto
Part of speech  2  noun
Examples  3  [2.5] Ny filantolanton' ny toe-tenany tsy voatafy firy, dia toy ny haingo tsy nanam-paharoa nampidera sy nandravaka ny hakanton' ny bikany.
4  [2.529] Nitopy teny amin' i Vololona indray ny masony, fa tsy hitany ny filantolanton' ny sandriny nanampina ny masony tsy ho voan' ny hazavana;
Root  5  lantolanto
Morphology 
6  Simple :
7  Prefixed :

Updated on 2024/12/11