Entry | 1 filaharana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fijoroana mitandahatra manaraka tsipika mahitsy |
Explanations in English |
4 [1.7] order in rank; a queue of people; a rank or a row |
Explanations in French |
5 [1.8] ordre de rang; rang, alignement 6 [1.13] rang, ordre, relation d'ordre |
Examples |
7 [2.442#] aza miala amin'ny filaharana ianao. 8 [2.503#] Ilana filaharana ve ny mividy zavatra iray? 9 [1.357#] Dia holazaina manaraka izao filaharana izao izy |
Root | 10 lahatra |
Compound words |
|
Anagrams | 17 filaharana, hilafarana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |