Entry | 1 fikolelaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mikolelaka, izany hoe mila fitia amin' ny dokadoka, maneho fiforetana ambany dia ambany amin' olona dokadokafana |
Root | 4 kolelaka |
Synonyms | 5 fisolelaka |
Analogs | 6 fisolelaka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |