Entry | 1 fikitrohana (kitroka) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fifanerena, fifanizinana: Mahagaga ny fikitrohan' ny hazo amin' itỳ ala itỳ [1.1] 4 Fidilorana: Any (amin' ny afobe) no misy fitomaniana sy fikitroha-nify [1.1] |
Updated on 2024/02/02 |