|
|
|
|

Entry1  fikarakarana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitandremana, fanasoavana fatratra sy manokana atao amin' olona na biby, zavatra, raharaha: Rakoto no misahana ny fikarakarana ny fambolena
Fiahiana, firaharahana: Anjaran' ny renim-pianakaviana indrindra ny fikarakarana ny tokantrano
Fanomanana, fanamboarana: Ho tonga ny lehibe ka hanomboka rahampitso ny fikarakarana ny fandraisana azy
Fifehezana, fitondrana, fanapahana: An' ny lehiben' ny Firaisana ny fikarakarana itỳ tanàna
Explanations in English  4  [1.7] taking care of, looking after
Explanations in French  5  [1.8] action de prendre soin; administration
Root  6  karakara

Anagrams  7  fikarakarana, firakarakana

Updated on 2025/01/21