|
|
|
|

Entry1  fikabariana
Root  2  kabary
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaovana lahateny ampahibemaso; filazana lalàna na didy ampahibemaso
Fibedibedena: Ampy izay fikabarianao ahy izay fa lasa aho
Explanations in French  5  [1.3] L'action de proclamer, d'admonester, la cause, le lieu
Examples  6  [2.270#] Atombohy, any aloha, ary ny tantaran' ny fikabariana.
7  [2.588#] Ny an'Ingahy teo ambany avaratry ny Vato-fikabariana;
8  [2.508#] Raha vao mahatazana ny afo midonaka ny manodidina dia manatona haingana ny toerana fikabariana.
Titles  9  Ny Fikabariako : ny kabary Malagasy ankehitriny ~ fianarana mikabary (Ramamonjisoa Edouard)
Illustrations 
10 

Updated on 2025/02/05