|
|
|
|

Entry1  fihoarana (hoatra)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fandinganana: Fihoarana tamboho 4  Fisongonana: Nahafaly azy ny fihoarana an' ilay mpahazo voalohany isam-bolana [1.1]
Explanations in French  5  L’action de dépasser, l’endroit [1.3#256]6  dépassement [1.13]
Examples  7  ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite) [4.12]
8  Ary rehefa tafataingina teo an-tampon'ny fihoarana dia niato hitazana, fa eo no mizara ny fitazanana; [2.588#]
Compound words 

Anagrams  10  afahirano, fahoriana, fiahorana, fihaorana, fiharoana, fihoarana, firoahana, ifoharana, iharofana

Updated on 2023/01/09