Entry 1/2 | fihiaka (hiaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina mihiaka, na mihaika, mihantsy ady [1.1] | |
Entry 2/2 | fihiaka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Voromahery [1.1] | |
Explanations in English | A species of long-legged hawk (gymnogene). Polyboroides radiatus, Scop. Same as fiaky, fieka, feheaky, and voronomby [1.2] | |
Scientific name | Polyboroides radiatus | |
Vocabulary | Zoology: birds | |
Synonyms | feheaky ~ feka ~ fiaky | |
Anagrams | ahifika, fihaika, fihiaka, fikaiha |
Updated on 2023/01/20 |