Entry | 1 fihetsiketsehana |
Root | 2 hetsiketsika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fivorivoriana ataon' olona manan-javatra angatahina na takina amin' ny fanjakana: Nanao fihetsiketsehana ny mpianatra fa tsy aradalàna, hono, ny fanadinana |
Explanations in French |
5 [1.13] manifestation, mouvement de revendication |
Examples |
6 mahatonga ho be tabataba sy fihetsiketsehana, na fety na andavanandro. [2.314#] 7 Dia resin-tory indray satria olombelona mila fialan-tsasatra noho ny fihetsiketsehana nandritra ny andro. [2.470#21] |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |