Entry | 1 fihetsika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba fandeha: Mihodinkodina amin' ny tenany ihany no fihetsiky ny tany Fanao: Tsy azoazoko ny fihetsik' iny Rangahy iny |
Explanations in French |
4 [1.13] comportement, attitude, mobilité |
Examples |
5 [2.445#] Misarika ny mpitatitra izany fihetsika izany. 6 [2.4#] Sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. 7 [1.519#] Misy heviny roa samy hafa ny fanaovana io fihetsika io; |
Root | 8 hetsika |
Compound words |
|
Anagrams | 14 fihetsika, fitsikeha |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |