Entry | fihetsehan > fihetsehana (hetsika) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Fihevingevenan' ny loha, vatana, tanana: Manao fihetsehana mampihomehy Isambilo Paika, hevi-petsy: Ianao koa ohatra ny mbola tsy mahalala ny fihetsehan' i Jaona Fiovana tampoka amin' ny fandehan' ny aretina: Nisy fihetsehana ny aretin-drainy [1.1] | ||||
Explanations in French | Mouvement, geste [1.13] | ||||
Examples | Iny fihetsehana alina iny no toa fara-heriny satria tsy afa-nitsangana intsony ny lehilahy.
[2.470] | ||||
Morphology |
| ||||