|
|
|
|

Entry1  fiheninkenenana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fisahiranana amin' ny raharaha madinika ao an-tokantrano izay mahatonga hihodinkodina eran' ny trano: Tsy mivoaka mihitsy Rasoa ny maraina fa lany amin' ny fiheninkenenana eran' ny trano ny androny
Root  4  heninkenina

Updated on 2024/12/11