|
|
|
|

Entry1  fihenana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fidinana, fitambotsorana: Rahoviana no hisy fihenany ny vidin' ny hena?
Fihavitsiana: Mahagaga ny fihenan' ny mponina amin' itỳ tanàna itỳ
Fisintonana: Fihenan' ny rano tondraka
Fandroronana, fitambotsorana: Manombokany fihenan' ny sain' itỳ antibavy itỳ
Explanations in French  4  [1.13] chute, diminution, réduction, affaiblissement, baisse
Examples  5  [4.27#] Na dia izany aza, dia tsy ahitana fihenana ny ampahan' ny mponina miaina ambanin' ny taha andrefesana ny fahantrana.
Root  6  hena

Anagrams  7  fahenina, fihenana, hafenina, hanefany, hanefina, hiafenan, hifanena, nahefany, nahefina

Updated on 2025/01/21