|
|
|
|

Entry1  fihazakazaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mihazakazaka
Fandehanana haingana, hafainganana: Tsy anerany ny fihazakazaky ny andro
Explanations in French  4  [1.3#229] La manière de courir
Examples  5  [2.996#] Tamin' izany dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly noho ny fihazakazaka, dia ny fihazakazaky ny maheriny.
Root  6  hazakazaka

Updated on 2024/12/11