Entry (1/3) | 1 fihasinana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10] ny toerana na ny fombafomba isehoan' ny mpanjaka amin' ny vahoaka mba hanajan' ny olona azy sy hanaovany ny velirano hankato azy ary hanolorana azy ny hasina (volatsivaky) mariky ny maha-mpanjaka azy 4 [1.1] toerana nanamasinana ny Mpanjaka fahiny |
Explanations in French |
5 [1.3] lieu de la consécration, du couronnement |
Root | 6 hasina |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 8 fihasinana |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Fiolanana; fandrotsirotsiana |
Root | 11 hasina |
Entry (3/3) | 12 Fihasinana |
Part of speech | 13 name (toponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.10] renivohitr' i Manandriana fahiny. Mbola betsaka ny aloalo hita any ankehitriny. Tao no nonenan' Andrianantara mpanjakan' i Manandriana sy Ramanato ilay mpamoron-tononkalo betsileo nalaza dia nalaza |
Anagrams | 15 fanihisana, fanisihana, Fihasinana, fihasinana, hanifisana, nifisahana |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |