|
|
|
|

Entry1  fihantsika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomban' ny olona na zavatra mihantsika, izany hoe mibaraingo ka mandroso eo anoloana ny kibony na ny ampovoany: Mampihomehy ny fihantsik' iny Rangahy iny rehefa mandeha
Root  4  hantsika

Anagrams  5  fihantsika, hafintsika, hifantsika

Updated on 2025/01/21