Entry | fihalangalanana (halangalana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fihatakatahana, tsy fiarahana amin' ny maro [1.1] | |
Tsy fandraisana andraikitra [1.13] | ||
Explanations in French | La séparation extérieure [1.3] | |
Désengagement [1.13] | ||
Examples | ny fahanginana kosa anefa, mety ho fambara mampiseho hakanosana na fihalangalanana na fanaovana kinanga ny haja aman-jon' ny tena.
[4.27] | |
Updated on 2023/01/09 |