|
|
|
|

Entry1  fihaingo
Root  2  haingo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mihaingo: Manao fihaingon' adala koa iny vehivavy iny
Explanations in French  5  [1.3#206] La manière de se parer
Examples  6  [2.245#] Ho tereko tenda ianao koa, fa adala fihaingo ihany koa!
7  [2.436#] Noheverina ho taovolo fanao vonjimaika fotsiny fa tsy tena fihaingo taloha ny tananivoho.

Anagrams  8  faingohi, faingohy, fihaingo

Updated on 2025/01/21