Entry | 1 fifoterana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiverenana amin' ny tena indray ny nataon' ny tena tamin' ny hafa: Namono an' io bibilava io ianao, nefa tsy nahafaty azy: tandremo ny fifoterany aminao |
Explanations in French |
4 [1.3#189] L’action de se mettre dans un sens opposé, de se retourner contre, l’interversion, le renversement, l’inceste |
Examples |
5 [1.519#] Teny miainga avy amin' ny fifoterana amin' ny olom-pady na zavatra tsy tokony hatao mihitsy no heno amin' izany. |
Root | 6 fotitra |
Anagrams | 7 fiforetana, fifoterana, firefotana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |