|
|
|
|

Entry1  fifohazana
Root  2  foha
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fahatairana, fitsanganana avy eo am-pandriana: Ora fifohazana [1.1]
Explanations in English  5  awakening; revival [1.7]
Explanations in French  6  réveil ; action de se lever [1.8]
Examples  7  Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany. [2.470#58]
8  Ary raha vao teraka hateloana Ramasinoro, dia narary tamy ny an-doha, koa mafy ny farariny, koa nam-palahelo tokoa ary sahirana dia sahirana amy ny fifohazana hizaha azy sy hanontany izay toetrany. [2.59#172]

Updated on 2023/10/12