|
|
|
|

Entry1  fifampitondrana
Root  2  tondra
Part of speech  3  noun
Examples  4  [2.606#] Ny fifampitondrana tao anatin'ny foko dia sahala amin' ny an'ny ray aman-dreny sy zanaka mitatra ihany
5  [2.245#] midinika momba ny Adidy (vodiondry, fifampitondrana amin' ny lafiny re-hetra) dia avy eo mangata-dalana hody sy mitsodrano ny handeha

Updated on 2024/12/11