Entry | 1 fifadiana |
Root | 2 fady |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy fihinanana na tsy fisotroana, tsy fanaovana zavatra, na noho ny fitanana ny fandraran' ny Razana na noho ny famehezan-tena: Fifadiana fisotro mahamamo [1.1] |
Explanations in English |
5 abstention [1.7] |
Explanations in French |
6 L'abstinence, le jeûne, la mortification, le temps [pour le jeûne] [1.3#135] 7 abstention de certains mets, certains actes tabous [1.8] |
Examples |
8 Ny Fivavahana sy ny fombany rehetva dia ny Batisa, ny Asosaiety, ny fifadiana alahady, ny Fiangonana na alahady na tsy alahady sns dia tsy maintsy hajanona avy hatrany. [2.508#517] 9 Tsy azo lavina kosa anefa fa nisy toe-tsaina tsara sy madio izay tsy azo odian-tsy hita tamin' ireo fombafomba nankalazana ny famorana taloha, toy ny fifadiana ny fitondran-tena ratsy nandritra io fotoana io. [2.436#] |
Article |
10 Randzavola: fifadiana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2023/02/21 |