|
|
|
|

Entry1  fidinginana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fijoroana manondro lanitra: Fidinginan' ny rambon' osy
Fiakarana avo dia avo tampoka: Nahagaga ny fidinginan' ny vaton-dRakoto tamin' ny fifidianana farany tao
Root  4  dingina

Updated on 2024/12/11