Entry | 1 fidarabohana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fianjerana mafy amin' ny tany |
Explanations in French |
4 [1.3#97] L’action de tomber lourdement |
Examples |
5 [2.996#] Ary amin' izany andro izany, hoy Jehovah, Dia hisy feo re mitaraina any am-bavahadin-kazandrano, Sy fidradradradrana ao amin' ny tanàna ambany, Ary fidarabohana miezinezina any amin' ny havoana. |
Root | 6 daraboka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |