Entry | 1 fibedibedena |
Root | 2 bedibedy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fimenomenonana miverimberina 5 Fananarana na faniniana lavareny tsy an-kiato 6 Firediredena, fitenitenenam-poana tsy misy heviny [1.1] |
Explanations in French |
7 L'action de parler ou gronder à tort et à travers [1.3] |
Examples |
8 Fa halaviro ny fibedibedena foana; [2.996] |
Synonyms | 9 fibedibedesana |
Updated on 2023/01/20 |