|
|
|
|

Entry1  fiatoana
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  [1.7] a pause
Explanations in French  4  [1.8] pause, interruption
Examples  5  [2.117#] Reraka tokoa ny tany raha volena tsy misy fiatoana toy izany.
6  [2.285#] ny rahona mandraraka azy tsy manantena fiatoana, fa mikitroka manjabe.
7  [1.369#] Izany no fihetsiky ny fiovam-penitra ara-kolontsaina tsy misy fiatoana.
Root  8  ato
Compound words 

Anagrams  11  afotanay, anafitoa, atafinao, atafonay, fiatoana, itafanao, itafoana, tafainao, tafianao, tafoanay

Updated on 2025/01/21