Entry | 1 fiantrana |
Root | 2 antra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fihetseham-po mahatonga ny olona hanampy ny ory sy ny mahantra 5 Ny vola omena hanampiana ny ory: Tsy tapaka ny manome fiantrana ny mpangataka iny Ramatoa iny [1.1] |
Explanations in English |
6 compassion [1.2, 1.7] 7 charitableness, alms, alms-deeds, pity [1.2] 8 help given to the poor [1.7] |
Explanations in French |
9 l'action de secourir, l'aumône, le secours: Betsaka ny fiantrana nataony (Il a fait beaucoup d'aumônes) [1.3#55] 10 secours, aumône [1.8] |
Examples |
11 Ahoana no hampivadiana ny fitsipika amin' ny fiantrana? [1.369#] 12 ny mpiray fiangonana sy ireo nisahirana nahitana fiantrana. [2.470#] 13 Mahantra izahay, ry Sahondra, fa mahantra tsy mila fiantrana! [2.529#] |
Vocabulary |
14 Emotions |
Article |
15 Randzavola: fiantrana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 16 fantarina, fiantrana |
Updated on 2023/01/20 |