|
|
|
|

Entry1  fianteherana
Root  2  antehitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  L’action de s’appuyer sur, de se confier à, de compter sur ; celui sur qui on s’appuie, sur qui on compte [1.3#53]
Examples  6  Ny fianteherana amin' izy ireny no miteraka finoana eo amin' ny olona tsirairay. [2.445#]
7  Koa mitranga eto amin'ity angano ity ny fihenan'ny fianteherana amin' ny fitambaram-be. [2.606#]
8  Koa asa na efa toetra mba nentin-drazantsika hatrizay na mba soritra noraisintsika tamin' ireo Talaotra nandalo teto kosa io fianteherana tafahoatra amin' ny lahatr' Andriananahary io. [2.296#]

Updated on 2023/01/08