|
|
|
|

Entry (1/2)1  fiantandroka
Root  2  tandroka
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  Manière de se cramponner [aux cornes d'un boeuf] [1.3#668]
Examples  5  Izao no anaran' ny fiantandrok' omby : taingim-bozona, fehiloha, befelana, betongoa, ankoatra, kendaroroka, mandrilava, manongotra (samboriny ny tongoben' omby anankiray dia aingany, ka na manao ahoana na manao ahoana no fitroatran' ny omby dia tsy avelany, ka misy mahalavo omby samy irery. [1.437#]

Entry (2/2)6  fiantandroka
Part of speech  7  noun
Vocabulary  8  Zoology: fishes

Updated on 2023/01/06