|
|
|
|

Entry1  fiankinana
Root  2  ankina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  [1.3#50] L’action de s’appuyer, de se confier, l'appui, le dossier, le soutien, celui duquel dépend
Examples  6  [2.296#] Koa tsy nitady fiankinana na fitalahoana taminy izy ireo.
7  [2.643#] Hijanona eto moa ianao, tsara andry fiankinana ny madinika.
8  [2.270#] Nipetraka i dadabe sy nanao ho fiankinana ny votry izay tsy nisy vitsika intsony.
Proverbs  9  Proverbs containing the word fiankinana

Anagrams  10  fanakianin, fanikinana, fiankinana

Updated on 2025/01/21