Entry | 1 fiakarana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fisondrotana avo, fandehanana mananika havoana |
Explanations in English |
4 [1.7] an upward climb, ascent |
Explanations in French |
5 [1.3] Côte, montée, l'action de monter, de s'élever 6 [1.8] montée, ascension ; côte à monter |
Examples |
7 [2.499] Tsy sarotra loatra ny fiakarana noho ny bozaka misy hamikirana. 8 [2.48] Ary nony niakatra ny fiakarana ny andriana, dia nandefa tafondro iray vava; |
Root | 9 akatra |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word fiakarana |
Anagrams | 11 ary fanaka, fiakarana, ikafarana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |