|
|
|
|

Entry1  fiakanjo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina miakanjo
Explanations in French  4  [1.3#14] La manière de s'habiller ; l’habit de mise, propre à être mis
Examples  5  [2.470#] Tsy olona madio fiakanjo avokoa izy rehetra famaro no mena lamba noho ny maha tambanivohitra azy.
6  [2.508#] Nanaraka ny hevitra sy ny fomban-dRadama ny Menamaso ary vonton' ny fomba fanao nentin' ny Vazaha hatramin' ny fiakanjo sy ny filàm-pahafinaretana hafahafa rehetra.
Root  7  akanjo

Anagrams  8  anjifako, fanakojy, fiakanjo, najifako

Updated on 2025/01/21