|
|
|
|

Entry1  fiadiana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fifanoherana
Fitaovana entina miady
Explanations in English  4  [1.7] the act of fighting; weapons
Explanations in French  5  [1.3] Combat, bataille: Maty tany am-piadiana izy (Il est mort dans le combat)
Les armes, les munitions: Vao nampakatra fiadiana ny fanjakana (Le gouvernement a fait monter dernièrement des armes, des munitions)
Celui qui se bat souvent, qui se dispute souvent, qui est souvent en procès.
6  [1.8] action de se battre; armes
Examples  7  [2.471#] Toa mitady fiadiana, hony, ianao?
8  [2.472#] Lefona ihany no fiadiana anananay.
9  [1.437#] Antananarivo tamin' izay tonga tanàna fiadiana.
Root  10  ady
Article  11  Randzavola: fiadiana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  12  fiadiana, ifadiana

Updated on 2025/01/21